Entry (1/2) | 1 misafo |
Root | 2 safo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mampandalo moramora ny tanana eo ambony zavatra iray: Misafo ny lohany mandrakariva io zazalahy io rehefa hiteny 5 Manotra: Iza no nisafo ny tongotrao narary? 6 Teny ilazana ny vehivavy bevohoka mitondra ny kibony hojeren' ny dokotera na ny mpampivelona: Tonga misafo isan-tapa-bolana eto amin' ny hopitaly io Ramatoa io 7 Mandalo mba hijery ny fandehan-javatra, mba hanara-maso: Hisy lehibe hisafo ny trano fitsaboana rahampitso 8 Mijery taratra: Nisy lehilahy nisafo ny tanana omaly mba hangalatra [1.1] |
Examples |
9 Raha voateny ny lesoka, misafo ny azy ny petakorona. [2.346#19] |
Vocabulary |
10 Health |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word misafo |
Entry (2/2) | 18 misafo |
Part of speech | 19 active verb |
Explanations in Malagasy |
20 misasa [Taisaka]
[1.78] 21 misasa tava, misasa maso [Sihanaka, Tanala] [1.78] |
Anagrams | 22 fimaso, mafiso, mifosa, mifosà , misafo |
Updated on 2023/10/06 |