Entry mirosarosa (rosarosa)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao zavatra na mandeha miadana dia miadana, tsy rototra [1.1]
Morphology 
Present : mirosarosa
Past : nirosarosa
Future : hirosarosa

Entry mirôsarôsa
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Bezanozano] Mampiseho ny voniny, mamony: Mirôsarôsa ny voninahitra (vary) [1.78]

Updated on 2023/01/05