Entry mirona (rona)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mihilana miankavia na miankavanana na somary miondrika, miraika, mitongilana: Mirona ity andry ity izany. / Mirona amin' ny politika ny lohan-janako
¶ Efa ho rava: Mirona ny fanjakana
¶ Ta hatory ka miraika atsy miraika aroa ny loha: Andeha hamonjy fandriana fa efa mirona daholo ireto ny ankizy [Rajemisa 1985]
Morphology 
mirona
nirona
hirona
Quotes 

Updated on 2020/07/31