Entry mirodana (rodana)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mianjera ambony ambany, mikoa, mihotsaka: Nirodana ny tambohonay azon' ny ranonorana nijojo tsy an-kijanona
¶ Rava: Nirodana ny fanantenana
¶ Mianjera, mivarina: Tao ankady avara-trano no nirodana ny mpangalatra [Rajemisa 1985]
English translation to fall down, as a wall [Hallanger 1973]
French translation s'écrouler, s'ébouler [Hallanger 1974]
Morphology 
mirodana
nirodana
hirodana
mirodàna

Entry mirodàna (rodana)
Part of speech imperative of active verb mirodana [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31