Entry miroboka (roboka)
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Sihanaka] mitsoboka, mirotsaka anaty rano [Rakotosaona 1972]
 Midina ao anaty rano: Aza miroboka ao anaty rano vao maraina ianao fa sao manavy [Rajemisa 1985]
English definition to go into the water, to ford a stream [Hallanger 1973]
French definition passer à gué, se mettre à l'eau [Hallanger 1974]
Morphology 
miroboka
niroboka
hiroboka
miroboha
Quotes 

2012/08/30