Entry mirintona (rintona)
Part of speech active verb
Malagasy definition Miala tampoka, tezitra: Lasa nirintona Rakoto raha vao nahare izany teny izany [Rajemisa 1985]
Morphology 
mirintona
nirintona
hirintona
mirintòna
Examples Fantatra koa fa tsy maintsy mirintona izy izay. [Andraina: Mitaraina, page 64]

Entry mirintòna (rintona)
Part of speech imperative of active verb mirintona [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

Updated on 2013/05/08