Entry mirindrina (rindrina)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mikatona, tsy mivoha: Nirindrina ny tranonareo tamin' ny izahay nandalo
Tsy mivoaka ny trano fa mihiboka ao (mirindrin-trano no fandre matetika), mihidy aman-trano: Mirindrina ao, mirindrin-trano ao Rakoto mba tsy ho voahelingelina [1.1]
Examples Dia izay tsy misy vavahady mirindrina na mihidy sady mitoka-monina. [2.996]
Morphology 
Present : mirindrina
Past : nirindrina
Future : hirindrina
Imperative : mirindrìna
Compound words 

Entry mirindriña
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka] Manidintsidina [1.78]

Entry mirindrìna (rindrina)
Part of speech imperative of active verb mirindrina [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]
Examples Andeha, mirindrìna ao anatin'ny tranonao ianao. [2.996]

Updated on 2023/10/16