Entry mirindra (rindra)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Milamina, milanto: Mirindra tsara ny fianarana eto aminay
Mifanaraka: Mirindra tsara ny Mpampianatra sy ny Tale
Miditra, miady tsara: Mirindra ny andahiny sy ny ambaviny amin' ity rafitra ity [1.1]
 Mifanaraka tsara [1.13]
Explanations in French Harmonieux [1.13]
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20