Entry mirifatra (rifatra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mandositra, milefa, manidina: Nirifatra niaraka tamin' izay ireo andiam-borona [Rajemisa 1985]
Morphology 
mirifatra
nirifatra
hirifatra
mirifata
Examples Nony hita sy voafaritra tsara amin' ny vakim-biriky ny toerana ivarotana, dia ireny mirifatra mamonjy kafe sy mofo mafana eny amin' ny hani-masaka. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 38]
Quotes 

2013/05/08