Entry | miretaka (retaka) | ||||||||||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||||||||||
Malagasy definition | Mikoa, mirodana: Niretaka ny tamboho noho ny orana ¶ Mipetraka na matory tsy afa-miarina, mihonaka: Miretaka eo am-pandriana ao izy indroa andro izao [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Morphology |
| ||||||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |