|
|
|
|

Entry1  mirengitre
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3 [Tanala] mitondra ao an-damosina na mibaby zavatra ka atao misadika ambany helika ny ilan'ny lamba na tady [1.78]

Updated on 2026/02/04