Entry mirengirengy
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Tanala] mandraingiraingy, mivembena tsy mahay mamindra na mandeha: Mirengirengin'ny tory (mivembena te hatory mafy) [Rakotosaona 1975]

Entry mirengirengy
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Taisaka] mirehareha [Rakotosaona 1975]

2010/05/06