Entry | miremby (remby) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | [Taisaka] Mihaza, mitady [1.78] | ||||||||
[Tanala] Mitady, mikatsaka: Manisy akory lahamiremby raha an-tanamboay (ahoana no milatsaka zavatra an-tanana mamba) [1.78] | |||||||||
Mitady haza, miambezo, mitampesona [1.1] | |||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/05 |