| Entry | 1 miremby |
| Root | 2 remby |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 [Antesaka] mihaza, mitady
[1.78] 5 [Tanala] mitady, mikatsaka: Manisy akory lahamiremby raha an-tanamboay (ahoana no milatsaka zavatra an-tanana mamba) [1.78] 6 Mitady haza, miambezo, mitampesona [1.1] |
| Morphology |
|
| Updated on 2026/02/04 |
|