Entry mirehitra (rehitra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miteraka lelafo sy hafanana: Mirehitra tsara ny kitay maina
Tsy maty: Nirehitra mandra-paharain' ny andro ny jiro
Misafoaka: Rehefa mirehitra ny hatezerany tsy tsara ny manatona azy [1.1]
Examples Labozia iray no mirehitra ao an-doha fandriany ary tapa-tsigara no fohiny. [2.470]
Morphology 
Present : mirehitra
Past : nirehitra
Future : hirehitra
Imperative : mireheta
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/10/19