Entry mirebareba (rebareba)
Part of speech active verb or adjective
Explanations in Malagasy Mitaritarika amin' ny tany: Tianao ve ny akanjo mirebareba
Mitondra akanjo lava mitaritarika: Nisy olona mirebareba nitady anao tao [1.1]
Examples Manaiky azy tsara I Mavolahy, ombin-tsarety nahazoan-drainy aretina ary tena tambanivohi-dahy tokoa amin' izato lamba asampim-bozona tsy tiana ialana, ny malabary mirebareba toa mahalehibe azy sahady, ary ny satroka penjy be sofina mihofahofa. [2.470]

Entry mirebareba
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Tanosy] Midedadeda [1.78]

Updated on 2023/01/20