|
|
|
|

Entry1  miraotra
Root  2  raotra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fiteny amin' ny biby mihinana ny ahitra na ny laingon-javamaniry eny an-tsaha: Miraotra ahitra erỳ avara-tanàna ny ombintsika
Mihogo: Volo tsy miraotra akory no nentiny nivoaka fa efa maika izaitsizy izy
Explanations in English  5  [1.2] combed, brushed.
Examples  6  Miova kely ombieny ireny, raha mandalo tanimboly sy tanimbary, ireo dobon-tsondro sy omby miraotra lalovana. [2.470]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11  itroaram, mairotra, maoritra, martiora, miraotra, miroatra, mitroara

Updated on 2023/01/20