|
|
|
|

Entry (1/2)1  miramarama
Root  2  ramarama
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.78] [Tanosy] mihaingo
5  [1.1] Sady lava no matsilotsilo, tsokitsoky loha: Miramarama ny tandrok' ity omby ity
Tonga misososososo, misasasasa: Niramarama erỳ izy niditra tao an-trano
Mitondra haingo maro be sady lafo vidy: Avy nijery lanonana Randria; tsy nisy tsy niherika nahita azy niramarama
Explanations in English  6  [1.2] to wear ostentatious ornaments.
Explanations in French  7  [1.3#504] Etre long et pointu, comme les cornes ; se parer à l’excès
Analogs  8  mihaingo, miraratra, miravaka, miangolavaitra, miramatra

Entry (2/2)9  miramarama
Part of speech  10  active verb
Explanations in Malagasy  11  [1.78] [Sihanaka] tonga maro hisakafo amin'ny famorana

Anagrams  12  iramaramam, miramarama, ramaramaim

Updated on 2024/02/29