Entry |
mirakorako
(rakorako)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza ny volo tsy mirandrana fa misavoritaka, tsy milamina fa midrakadraka na mitsibolobolo: Nirakorako volo ny olona taloha rehefa misaona [1.1]
|
Explanations in English | To be bony, to be large; to be in an unkempt state, as the hair. Comp. Rakaraka [1.2]
|
Examples | Indreo Ramavo mianaka mirakorako volo miondrika mitomany, fa folak'andry niankinana.
[2.324]
|
Morphology |
Present : |
mirakorako |
Past : |
nirakorako |
Future : |
hirakorako |
|
|