Entry miraikiraiky (raikiraiky)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Varimbariana, misalasala be ihany, miadam-piasa
Adaladala, mitahontahona [1.1]
Explanations in English To lean from side to side, to trotter, to reel, to be confused. Comp. Raika [1.2]
Examples Mpaniratsira ny divay, ary mpitabataba ny toaka, Koa izay miraikiraiky azon'izany dia tsy hendry. [2.996]
Morphology 
Present : miraikiraiky
Past : niraikiraiky
Future : hiraikiraiky
Imperative : miraikiraike
Proverbs 

Updated on 2023/01/05