Entry miraharaha (raharaha)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mikarakara: Tsy miraharaha ny zanany akory izy
Mihevitra, mieritreritra, midinika: Miraharaha ny amin' ny fanambadian' ny zanany ireofianakaviana roa ireo
Miahy, mikanonkanona: Rakoto no miraharaha ny varotray [1.1]
Explanations in English To consult, to deliberate, to do business. [1.2]
 To deliberate; to do business; to occupy oneself with something [1.7]
Explanations in French Délibérer; s'occuper de quelque chose; administrer [1.8]
Examples mahery setra, tsy mitsitsy raha mamely, sarotiny amin' ny fampandehanana ny asa, tsy miraharaha ain' olona. [2.472]
Morphology 
Present : miraharaha
Past : niraharaha
Future : hiraharaha
Imperative : miraharahà

Entry miraharahà (raharaha)
Part of speech imperative of active verb miraharaha [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20