Entry | 1 mipoaka |
Root | 2 poaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mamoaka feo mafy tampoka mirefotra (vato, vanja, basy, tafondro): Nipoaka ny tafondro ka nihovotrovotra ny trano Vaky miparitaka tampoka: Nipoaha ny fitaratra voan' ny vato (masoandro na ny andro) Miposaka, na amin' ny maraina na rehefa avy nandalo tao anaty rahona: Efa mipoaka ny andro ka andeha hanahy ny vary Mivoaka miseho hita ety ivelany, mirofotra: Tsy mbola nipoaka ny kitrotron' ny zanany Miseho miharihary, vaky: Nipoaka ny tetiky ry zareo ka henatra foana no hitany Nipoako ny ady lehibe no teraka ny zandriko Misy bontsina miseho, miempaka: Nipoaka ny tanako tamin' ny asa angady omaly sy afakomaly Mihamahia: Nipoaka Rakoto hatramin' izay naharariany izay 5 [1.78] [Sihanaka] miposaka (masoandro) |
Explanations in English |
6 [1.7] to burst, to explode |
Explanations in French |
7 [1.8] éclater, exploser 8 [1.13] exploser |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word mipoaka |
Anagrams | 17 ampiako, miapoka, mipaoka, mipoaka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |