Entry mipiaka (piaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Tapaka, ka misy feo heno amin' izany: Mipiaka ity hazo ity raha vao aforitra
Misy feo kely heno rehefa foizina: Mipiaka ny hao
Milalao karatra [1.1]
Explanations in English To break off, to snap off. [1.2]
Morphology 
Present : mipiaka
Past : nipiaka
Future : hipiaka
Imperative : mipiaha
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20