Entry mipelipelika (pelipelika (pelika))
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mihetsiketsika, mikivilivily atsỳ sy arỳ: Mipelipelika foana ny rambon' ilay alika isaky ny manatona aho
Tsy mipetraka tsara fa mihetsiketsika mankatsy mankaroa, mikofokofoka: Aza mipelipelika toy izao, rankizy
Mitovy hevitra: mihavatravatra ~ mihefikefika ~ mikofokofoka ~ mitrifantrifana [1.1]
Explanations in English To struggle, to shuffle, to be wanton; to wag, as the tail. [1.2]
 To wag [1.7]
Explanations in French S'agiter en divers sens, remuer, se remuer, faire des mouvements lascifs: Mipelipelika lalandava ny rambon' io alika io (La queue de ce chien remue continuellement) / Aza mipelipelika toy izany, rankizy (Enfants, ne vous remuez pas tant) [1.3]
 S'agiter, se remuer comme la queue d'un chien [1.8]
Examples Mipelipelika ny famantaranavaratra. Izany hoe mipelipelika toy izany koa ny sambolay. [2.471]
Morphology 
Present : mipelipelika
Past : nipelipelika
Future : hipelipelika
Imperative : mipelipeleha
Synonyms mipelika
Proverbs 

Updated on 2023/01/20