Entry | 1 mipatrapatraka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mianjera mitete mahalankalana toy ny patrakala any anaty hazo: Mipatrapatraka ny oram-baventy |
Explanations in English |
4 [1.2] to rain in large drops |
Root | 5 patrapatraka |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |