Entry mipaika (paika)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mandidy sy mikapa (vato): Mipai-bato no raharahan-dRabe
¶ Miteny mafy, mandevilevy
¶ Maneno, mitaika: Nipaika indrindra ny tamin' ny telo no nitehi-tany ny fiaramanidina
¶ Voadidy; misy zorony mitovy sy mahitsy: Vato mipaika
Mitovy hevitra: voapaika [Rajemisa 1985]
English translation to chip stone; to strike as with a hammer [Hallanger 1973]
French translation frapper avec un marteau; sonner (cloche, horloge) [Hallanger 1974]
Morphology 
mipaika
nipaika
hipaika
mipaiha
Quotes 

Updated on 2020/07/31