|
|
|
|

Entry1  miovaova
Root  2  ovaova
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.13] tsy manana toetra raikitra
Explanations in French  5  [1.3#473] changer, se remplacer souvent, être inconstant
6  [1.13] varié, changeant
Examples  7  miovaova ny taona. [2.442]
8  fa miovaova isanandro, isam-bolana, isan-taona. [2.59]
9  Natao mafana tsara ilay bitika an-tanana noho ny toetr' andro miovaova. [2.470]
Other spellings  10  miovova
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word miovaova

Anagrams  13  avoavoim, miavoavo, miovaova

Updated on 2023/01/20