Entry miovaova (ovaova (ova))
Part of speech adjective
Malagasy definition tsy manana toetra raikitra [SLP 1986]
French definition changer, se remplacer souvent, ĂȘtre inconstant [Abinal 1888]
French definition varié, changeant [SLP 1986]
Other spellings 
Examples 
1Miovaova ny taona. [FOFAFIPE: Tongavola, page 47]
2fa miovaova isanandro, isam-bolana, isan-taona. [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 292]
3Natao mafana tsara ilay bitika an-tanana noho ny toetr' andro miovaova. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 175]
Quotes 

Updated on 2017/12/16