Entry miorika (orika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Tanala] Miaka-drano, manaraka ny rano miakatra ho any amin'ny lohany (loharano) [1.78]
 Miakatra avy any an' avan-drano mankany an-doharano, izany hoe any amin' ny toerana iavian' ny ranoamin' ny renirano.
Mitovy hevitra: miakatra any irà [1.1]
 Miakatra mankany andoharano [1.13]
Explanations in English To ascend, to go up against the stream. [mal. Mudik.] [1.2]
Explanations in French Remonter le courant de l'eau, monter [1.3]
 Remonter le courant [1.13]
Examples ny miorika dia i Merina, ary ny mivalana dia i Marao. [2.48]
Morphology 
Present : miorika
Past : niorika
Future : hiorika
Imperative : mioriha
Antonyms 
Compound words 
Proverbs 

Entry miorika (orika)
Part of speech active verb
Explanations in French Vomir [1.3]
Vocabulary 

Entry miorika (orika)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny toerana misolampy miakatra avy any an-dohasaha ho any antenan-kavoana [1.1]

Entry miorika
Part of speech noun
Explanations in French Minorant [1.13]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/09/14