|
|
|
|

Entry1  miontana
Root  2  ontana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mihendratra, mientana, taitra tampoka (ny fo): Niontana iray ihany ny fony noho ny tahotra. Mason-tanora mirangany anay / ka mifenifeny ny hahazo / Fon-jatovo miontana / ka miharana ny mba hotanana. (Rajaonah Tselatra)
Explanations in English  5  [1.2] to startle, to start up.
Explanations in French  6  [1.3] tressaillir, être ému subitement: Miontana iray hiany ny foko (J'en suis tout ému)
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :

Anagrams  10  amintano, anotinam, antoanim, iontanam, manotany, manotìna, manotina, miontana, nanitoam, nitamoan, nitaoman, notainam, notamani, notamina, notaniam

Updated on 2023/01/20