Entry | 1 miongy |
Root | 2 ongy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.78] [Bara]
mihady 5 [1.13] miasa tany, mamadika bainga |
Explanations in English |
6 [1.2] same as mitrongy. |
Explanations in French |
7 [1.13] labourer |
Examples |
8 mitehina ho lohataona izao ny andro, koa miongy (miasa) ny vahoaka, fa izaho kosa manina an' Imasaimananoro. [1.406#] |
Vocabulary |
9 Economy: agriculture |
Morphology |
|
Updated on 2023/02/07 |