Entry |
miombona
(ombona)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mandray anjara amy..., miaraka amy: Miombona alahelo aminao izahay [1.1]
|
Explanations in English | To share, to partake with others, to be in partnership. [1.2]
|
| To share, to be in partnership [1.7]
|
Explanations in French | S'associer [1.8]
|
Examples | Fa izay miarahaba azy dia miombona amin'ny ratsy ataony.
[2.996]
|
Morphology |
Present : |
miombona |
Past : |
niombona |
Future : |
hiombona |
Imperative : |
miombòna |
|
|
Entry |
miombòna
(ombona)
|
Part of speech | imperative of active verb miombona
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|