Entry miolakolaka (olakolaka (olaka))
Part of speech active verb or adjective
Malagasy definition tsy mahitsy [SLP: Voambolana]
English definition  miolaka [Richardson 1885]
 to meander; to speak ambiguously or evasively [Hallanger 1973]
French definition être sinueux; se détourner; être ambigu [Hallanger 1974]
 en courbe [SLP: Voambolana]
Morphology 
miolakolaka
niolakolaka
hiolakolaka
Synonyms miolaka
Examples 
1Miolakolaka manaraka ny fefiloha natao ho azy kosa Ikopa. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 5]
2Mitahiry ao an-tsainy ny filazan'ny olo-malaza izy, ary mahatakatra ny oha-teny miolakolaka. [Baiboly: 28:039:002/Eklesiastika 39:2..]
Quotes 

2015/09/30