| Entry (1/2) | 1 miola |
| Root | 2 ola |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 [miôla] [Tanala] mikofoka mahery, mihetsika mafy
[1.78] |
| Explanations in English |
5 [Provincial] to be in agitation, as the sea; to bluster, to be revolutionary
[1.2] |
| Morphology |
|
| Entry (2/2) | 9 miola |
| Part of speech | 10 adjective |
| Explanations in Malagasy |
11 [Bara] manohitra lava fa tsy mahay mifanaraka amin'olona
[1.78] |
| Anagrams | 12 alimo, 13 Lò-amy, 14 lomay, 15 mailo, 16 maoly, 17 mialo, 18 milao, miola, 19 molay, 20 omaly |
| Updated on 2026/02/04 |
|