Entry miofo (ofo)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy (ho an' ny vorona) Mihintsana ny volo teo aloha ka misolo vaovao indray: Miofo ny fodilahy amin' ny fiandohan' ny fahavaratra
¶ (ho an' ny bibikely): Miova toetra indroa na intelo ambara-pahatongany ho bibikely ary fomba: Miofo tonga angidina ny ondrindrano
¶ Miova volo noho ny asan' ny rano manatsora ny lokon-damba: Aza afangaro amin' ny lamba hafa ity akanjo mena ity fa miofo
¶ Miova loko noho ny hainandro [Rajemisa 1985]
 miova loko, mihamatroka, mihavasoka [SLP 1986]
Explanations in English to scaled off, to cast the skin or lough; to lose its colour, as a garment. [Richardson 1885]
 to moult; to scale off; to fade (of colors) [Hallanger 1973]
Explanations in French muer, changer de peau, de couleur, se faner [Hallanger 1974]
 décoloré [SLP 1986]
Morphology 
miofo
niofo
hiofo
miofosa
Synonyms miofy
Quotes 

Updated on 2020/07/31