Entry minitra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ampahenimpolon' ny ora iray: Eo amin' ny roapolo minitra eo ny indray mahamasa-bary [Rajemisa 1985]
Explanations in English a minute [Hallanger 1973]
Explanations in French minute [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Origin English: minute.
Examples 
1Rehefa afaka tokony ho folo minitra dia niteny izy. [Rajohanesa: Kintana]
2Mpananotena nanomboka tamin' izay ora sy minitra izay Rasoa. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 70]
3Niandry iray minitra i Donga. [Andraina: Mitaraina, page 236]
Quotes 

Updated on 2020/07/31