Entry minisitra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Mpiandraikitra ambony mitana minisitera anisan' ny Governemanta na ny Filan-kevipanjakana: Minisitry ny fitsarana [1.1]
Examples 
1Heverin'ny olona ho mpangalatra avokoa ny minisitra. [2.606]
2Ny Filohan' ny Repoblika no mitarika ny Fivorian' ny Minisitra. [2.114]
3Mametraka ny lalàna mifehy ny asa any amin' ny depiote ny minisitra tompon' andraikitra. [2.445]
Vocabulary 
Origin French: ministre.
Analogs  ministera

Anagrams 

Updated on 2020/07/31