| Entry | 1 mimimotre |
| Part of speech | 2 active verb |
| Explanations in Malagasy |
3 [Tanala] mifikotra, mitapikotra, tsy miala, manaraka (toy ny rambo), mimory: Amboan'Antañala ka dia mimimotre ndre tsy ho aja (tsy misaraka alika toy ny Tanala na tsy ho aiza tsy ho aiza)
[1.78] |
| Updated on 2026/02/04 |
|