|
|
|
|

Entry1  mimamà
Root  2  mam
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mitrentrena, mitrena matetika
Ataovy hanin' omby sady mimamà no miraoka, fa ny alahelo tsy efan-jo retra: tsy tokony hitanondrika foana amin' ny alahelo, fa na malahelo aza, tsy azo avala ny asa fitadiavam-pivelomana
Explanations in English  5  [1.7] to low (of cattle)
Explanations in French  6  [1.8] meugler, beugler (du boeuf)
Examples  7  mimama eo anoloan'ny haniny va ny ombalahy? [2.996]
Vocabulary  8  Sound
9  Zoology: (in general)
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
Proverbs  13  Proverbs containing the word mimamà

Anagrams  14  mimamà, mimama

Updated on 2023/01/20