Entry milepaka (lepaka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Miforitra ao ambany: Milepaka ny sofin' ny alika sasany
¶ Tsy henjana fa mivaroraka: Lena angaha ity bonetranao no milepaka?
¶ Mandringa somary miketraka (nefa ny hoe mikolepaka no ampiasaina matetika): Naninona ity omby no nilepaka [Rajemisa 1985]
Morphology 
milepaka
nilepaka
hilepaka

2013/04/29