Entry milelaka (lelaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mampandalo ny lela eo ambony zavatra: Aza milela-tanana, ry Ikoto, fa tsy tsara
Mandokadoka fatratra sady tsy mendrika mba hahazoan-tsitraka: Loza iny mpiasa iny raha hilelaka lehibe
Mirehitra be ary mamoaka lelafo lava be toy ny lela mandrambotra izay azony: Efa niletakany lelafo vao tonga ny mpamonjy hain trano. [1.1]
Explanations in English To lick with the tongue; to lap with the tongue [1.7]
Explanations in French Lécher, laper [1.8]
Morphology 
Present : milelaka
Past : nilelaka
Future : hilelaka
Imperative : milelafa
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/09/08