Entry milasilasy (lasilasy (lasy))
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mandeha na manao raharaha miadana, tsy rototra: Milasilasy loatra io zazalahy io rehefa miasa ka an-gamba hosoloako
Mitovy hevitra: mikisinkisina ~ mitaredretra ~ mitavozavoza ~ mitsiredareda [Rajemisa 1985]
English definition   to be weak and awkward in one's work [Richardson 1885]
Morphology  
milasilasy
nilasilasy
hilasilasy
milasilasia

Updated on 2013/04/29