Entry | 1 milampatra |
Root | 2 lampatra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mandry ka mitsotra ny tongotra aman-tanana: Nilampatra teo amin' ny ahitra no nahitanay azy ireo |
Explanations in English |
5 [1.2] to stretch out the legs |
Morphology |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word milampatra |
Updated on 2023/01/05 |