Entry milafika (lafika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Misy lafika: Tsy afaka manoratra aho raha tsy milafika ny taratasy
Milozoka, mikezaka: Milafika amin' ny fianarana Rakoto
Mitovy hevitra: mifantsika ~ mikely aina ~ mimaso
Mijanona ela, mitoetra ela: Nilafika tao aminay nandritra ny iray volana io olona io [1.1]
Explanations in English To have a mat under; to stay on in someone's house [1.7]
Explanations in French Avoir une natte, dessous; rester longtemps chez les gens [1.8]
Examples 
1Trano zozoro milafika tsihy madinika no nitoerana. [2.113]
2Hitantsika amin' ny taratasy anefa, fa efa milafika eto an-tanàna ireo fahavalo; [2.587]
Morphology 
Present : milafika
Past : nilafika
Future : hilafika
Imperative : milafiha
Compound words 

Updated on 2023/06/17