Entry mikotana (kotana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitabataba: Mikotana ny tany amin' izao fotoana izao
Tsy mifanaraka: Mikotana ny mpiasa sy ny mpampiasa amin' ity tanàna ity [1.1]
Morphology 
Present : mikotana
Past : nikotana
Future : hikotana
Imperative : mikotàna

Entry mikotàna (kotana)
Part of speech imperative of active verb mikotana [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20