Entry mikororoka (kororoka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manala ny voam-bary amin' ny bozaka na ny akofa ka toy izao no fanaovana izany: alaina ny vary dia araraka avy ambony ary dia entin' ny rivotra ny bozaka na ny akofa..., fa ny voam-bary kosa midina ka angonina amin' ny sahafa
Manaratsy: Loza iny vehivavy iny raha hikororoka olona [1.1]
Explanations in English To winnow grain in the wind [1.7]
Explanations in French Vanner à la brise [1.8]
Morphology 
Present : mikororoka
Past : nikororoka
Future : hikororoka
Imperative : mikororoha
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/01/20