|
|
|
|

Entry1  mikororoka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manala ny voam-bary amin' ny bozaka na ny akofa ka toy izao no fanaovana izany: alaina ny vary dia araraka avy ambony ary dia entin' ny rivotra ny bozaka na ny akofa..., fa ny voam-bary kosa midina ka angonina amin' ny sahafa
Manaratsy: Loza iny vehivavy iny raha hikororoka olona
Explanations in English  4  [1.7] to winnow grain in the wind
Explanations in French  5  [1.8] vanner à la brise
Root  6  kororoka
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word mikororoka

Updated on 2024/12/11