Entry mikopoka (kopoka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mikofoka, mihetsika mahery manohitra izay mibeda na mamatotra ny tena: Voasambotry ny kary ilay akoho ka tsy nikopoka akory [1.1]
Morphology 
Present : mikopoka
Past : nikopoka
Future : hikopoka
Imperative : mikopoha

Updated on 2023/01/20