Entry mikondendina
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Misaritaka eo am-panaovana afo mahandro sakafo, eo ampikarakarana tokantrano: Efa vita akanjo ndeha hivavaka izao ve aho hikondendina hahandro vary ho azy indray [1.1]
Morphology 
Present : mikondendina
Past : nikondendina
Future : hikondendina
Imperative : mikondendena
Synonyms mikondendy ~ mikorandendina

Updated on 2020/07/31