Entry mikomy (komy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manongana ny lalàna mifehy ny tany, miray tetika mba handroba ny fahefampanjakana: Tsy nanaiky ny hozanahin' ny Frantsay ny Malagasy raha vao resiny volana vitsivitsy ka nikomy [1.1]
Explanations in English To rebel [1.7]
Explanations in French Se révolter, s'insurger; se rebeller [1.8]
Morphology 
Present : mikomy
Past : nikomy
Future : hikomy
Imperative : mikomia

Updated on 2023/01/20